Entry | 1 miorina |
Root | 2 orina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io? Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka |
Explanations in English |
5 [1.2] to fix, to be raised, to be firmly established. 6 [1.7] to be founded, to be established |
Explanations in French |
7 [1.8] être fondé, fixé, établi |
Examples |
8 Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miorina |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |