Entry (1/3) | 1 orina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana amin' izay atao |
Explanations in English |
4 [1.2] |
Explanations in French |
5 [1.3] action de planter, de fixer dans la terre, de bâtir, de construire, de se fixer en un endroit |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 15 orina |
Root | 16 otra |
Part of speech | 17 passive verb |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina sady tsindriana amin' ny tanana ampandehandehanina mba hampahalefadefaka ny hozatra |
Explanations in English |
19 [1.7] to be massaged, to be rubbed |
Explanations in French |
20 [1.3] qu'on frictionne, qu'on masse, qu'on fait passer et repasser entre les mains 21 [1.8] qu'on masse, qu'on frictionne |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 26 orina |
Root | 27 ory |
Part of speech | 28 adjective |
Explanations in Malagasy |
29 [1.1] Atao izay hampahantra azy; botrina |
Explanations in French |
30 [1.3] qu'on appauvrit, qu'on rend malheureux |
Anagrams | 31 |
Updated on 2025/01/28 |