Entry (1/3) | 1 ory |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory ampijalina, ampahorina hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy |
Explanations in English |
4 [1.2] (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. 5 [1.7] miserable, wretched, poor |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] pauvre 7 [1.3] affligé, malheureux 8 [1.3] taquiné 9 [1.8] misérable |
Examples |
10 fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany! [2.324] 11 hony Rangodongodona manao ahoana izany toetry ny ory? [2.131] 12 Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika! [2.69] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 20 faraidiny, poripory, mikaforoforo, mikokokoko |
Compound words |
|
Proverbs | 28 Proverbs containing the word ory |
Entry (2/3) | 29 ory |
Root | 30 otra |
Part of speech | 31 imperative of passive verb orina [Full list] |
Entry (3/3) | 32 Ory |
Part of speech | 33 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
34 [2.996] Uri |
Explanations in French |
35 [2.996] Uri |
Vocabulary |
36 Holy Scriptures |
Anagrams | 37 |
Updated on 2025/01/21 |