Entry | 1 fahoriana |
Root | 2 ory |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Alahelo lehibe, fijaliana, fiferinaina: Latsaka ao anatin' ny fahoriana izy 5 Loza, voina, fahafatesan-kavana: Azom-pahoriana ny fianakaviany ~ Mamangy anareo amin' ny fahoriana izahay, tompoko [1.1] |
Explanations in English |
6 trouble, calamity, distress. [1.2] 7 suffering [1.7] |
Explanations in French |
8 affliction, pauvreté, malheur [1.3] 9 souffrance [1.8] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word fahoriana |
Anagrams | 18 afahirano, fahoriana, fiahorana, fihaorana, fiharoana, fihoarana, firoahana, hafiranao, haforanay, harofanay, hifaranao, hofaranay, ifoharana, iharofana |
Updated on 2023/01/20 |