|
|
|
|

Entry1  orim-bintana
Elementary words  2  orina, vintana
Part of speech  3  locution
Examples  4  fa ny mpanandro izay mahalala ny orim-bintana amy ny vazantany efatra, na ny orim-bintana amy ny lanitra, na ny orim-bintana amy ny omby, na ny orim-bintana amy ny vorona, na ny orim-bintana amy ny faditra ifadirana sy ny sorona isoronana, na ny filazana ny soa sy ny ratsy manjo ny olona amy ny tononandro nahaveloma'ny: [2.48]

Anagrams  5  orim-bintana, tambirônina

Updated on 2023/12/08