|
|
|
|

Entry1  orenana
Root  2  orina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  tsatohana: Terỳ amoron' ny renirano no norenana ny lay
5  ananganana: Tsy azo orenana trano, hono, eto fa hisy lalana hatao
6  ilana, ananganana (ady): Norenany ady tamin' ny taniko aho [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  anareno, anerano, anorena, onerana, orenana

Updated on 2023/01/20