Entry | 1 manorina |
Root | 2 orina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manangana, mampijoro: Manorina trano 5 Manorina fikambanana, tokantrano 6 Manatsatoka: Manorina famolaina [1.1] 7 manangana [1.13] |
Explanations in English |
8 to found, to establish [1.2, 1.7] 9 to raise [1.2] 10 to lay foundations [1.7] |
Explanations in French |
11 poser des fondations: fonder, établir [1.8] 12 bâtir, construire, implanter [1.13] |
Examples |
13 Sarotra ihany ny manorina trano tora-peta. [2.472] 14 Ary ny anontaniana andro tsara amy ny mpanandro, vao manorina [2.48] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 22 manirano, manorina, namoiran, namorany, namorian, namorina, nanamory, nanoiram, nianoram, norianam |
Updated on 2023/10/17 |