|
|
|
|

Entry (1/5)1  manangana
Root  2  tsangana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana
Mampijoro, manorina: Manangan-trano
Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina
Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 

Entry (2/5)15  manangana
Root  16  angana
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto.
Explanations in French  19  [1.3] se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes)
Compound words 

Entry (3/5)23  manangana
Root  24  angana
Part of speech  25  active verb
Explanations in English  26  [1.2] [Provincial] to lift up the head
Compound words 

Entry (4/5)29  manangana
Part of speech  30  active verb
Explanations in Malagasy  31  [1.78] [Sihanaka] mijanona

Entry (5/5)32  mananna
Root  33  tsangana
Part of speech  34  imperative of active verb manangana [Full list]

Anagrams  35  anamangan, ananganam, manangana, manangàna, manganana, namangana, nanamanga

Updated on 2023/08/11