Entry | mijanona (janona) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mitsahatra mandeha, miteny, manao zavatra: Nijanona tamin' ny fito sy fahatelony ny famantaranandroko Mitoetra, mipetraka, maharitra: Aza mijanona ela any an-tsena ~ Nijanona tapa-bolana tany Amborovy izahay Mifarana, tsy mitohy intsony: Nijanona ny ady fa be loatra ny maty tamin' ny ankilany Tapaka, miato: Nijanona hateloana ny orana dia avy indray [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To stop [1.7] | ||||||||
Explanations in French | S’arrêter, rester, cesser, être interrompu, suspendu. Nijanona ný famantaranandro lehibe. L’horloge s’est arrêtée. Nijanona tany an-dàlana ny marary. Le malade s’est arrêté, est reste en route. Nahoana no nijanona ela toy izany tany an-tsena ialany ? Pourquoi es-tu resté si longtemps au rçarcné? Nijanona tsy misotro toaka intsony izy. Il a cessé de boire du rhum. Nijanona ny ady, nony maty ny Jeneraly. Le combat cessa, lorsque le général eut été tué. Nijanona io mpiasa io. Cet ouvrier a cessé de travailler, no travaille pas. Mijanona iray volana ny fanaovana ny tranon’ ny govornora. La construction de la maison du gouverneur est interrompue, suspendue endant un mois [1.3] | ||||||||
S'arrêter [1.8] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mijanona | ||||||||
Entry | mijanona (janona) | ||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy miova eo amin'ny toerana sy ny fotoana iray, tsy mandeha [1.13] | ||||||||
Explanations in French | Stationnaire; arrêté [1.13] | ||||||||
Entry | mijanòna (janona) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mijanona | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Examples | Mijanòna ianareo, ka mitalanjòna, Tampeno ny masonareo, koa aoka ho jamba ianareo!
[2.996] | ||||||||
Anagrams | manjonia, mianjona, mijanona |
Updated on 2023/03/06 |