Entry (1/2) | 1 miantsona |
Root | 2 antsona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay lakanay noho ny rivotra Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin' ny seranana firy izany ny sambo nitondra anareo vao tonga tany Marseille? |
Explanations in English |
5 [1.2] to be aground, to stop, to strike, to run ashore, as a canoe. 6 [1.7] to come to harbor, to anchor |
Explanations in French |
7 [1.3#57] Aborder, être arrêté au bord de l’eau, être au mouillage: Saiky tsy afa-niantsona ny lakana noho ny onjan-drano (La barque a abordé difficilement à cause des vagues) ~ Niantsona tamin’ ny seranana telo ny sambo (Le navire a mouillé dans trois ports) 8 [1.8] entrer en rade, ancrer |
Examples |
9 Miala any Antongila izy, mihoatra any avaratry ny Tanjon' i Bobaomby ary dia miantsona mandray namana ao Nosy Be. [2.508#] 10 Ny hany tombony angaha dia tsy miantsona eny afovoan-drano ny sambo ka mba mahita fisomebisebena eo an-tseranana aho. [2.471] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 miantsòna |
Root | 16 antsona |
Part of speech | 17 imperative of active verb miantsona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |