Entry (1/2) | 1 ranomasina |
Elementary words | 2 rano, masina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1] |
Explanations in English |
5 The sea 6 the first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.] [1.2] 7 the sea [1.7] |
Explanations in French |
8 la mer [1.8] |
Examples |
9 Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo. [2.471] 10 Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina. [2.48] |
Vocabulary |
11 Geography: (in general) |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word ranomasina |
Article |
26 Randzavola: ranomasina ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 27 Ranomasina |
Part of speech | 28 name (book title) [Full list] |
Author |
29 Andriamalala Emilson Daniel |
Publishings |
30 Librairie Mixte, 2000. Height: 17cm. Width: 12cm. Pages: 74 |
Anagrams | 31 namorisana, namosirana, nanaisoram, ranomasina, Ranomasina |
Updated on 2023/08/11 |