Entry (1/3) | 1 masina |
Root | 2 hasina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana, |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] holy 6 [1.2] consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish 7 [1.7] sacred; possessing "mana" or supernatural power |
Explanations in French |
8 [1.8, 1.196] saint 9 [1.8] sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle 10 [1.196] efficace, sacré |
Examples |
11 Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina. [2.470] 12 masina, ry Nosim-Baliha!... [2.471] 13 Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana; [2.48] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Other spellings | 20 masy |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 61 Proverbs containing the word masina |
Entry (2/3) | 62 masìna |
Root | 63 hasina |
Part of speech | 64 imperative of adjective masina [Full list] |
Explanations in French |
65 [1.3] |
Entry (3/3) | 66 masina |
Part of speech | 67 adjective |
Explanations in Malagasy |
68 [1.78] [Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
marikivy 69 [1.78] [Sihanaka, Tanala] makirana |
Morphology |
|
Anagrams | 73 |
Updated on 2025/01/28 |