Entry (1/2) | 1 manamasina |
Root | 2 masina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana, hamboniana: Manamasina meday 5 Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny manamasina ny sampy [1.1] |
Explanations in English |
6 to consecrate; to make holy [1.7] |
Explanations in French |
7 sanctifier [1.3, 1.107] 8 consacrer [1.3, 1.8] 9 bénir, adorer, honorer [1.3] 10 s'appuyer sur [1.3] 11 rendre saint [1.8] |
Morphology |
|
Synonyms | 16 mankamasina |
Entry (2/2) | 17 manamasìna |
Root | 18 masina |
Part of speech | 19 imperative of active verb manamasina [Full list] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Anagrams | 21 anamasinam, manamasina, manamasìna |
Updated on 2023/01/20 |