Entry | 1 fahamasinana |
Root | 2 masina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana |
Explanations in French |
5 [1.3#223] Vertu, efficacité, sainteté. |
Examples |
6 Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao; [2.996#] 7 Izao fahoriana toa mila hanimba ny fonao izao, noho ny fandaozako anao, dia toy ny ranonorana vao mainka hampamelatra ny maha-olombelona anao, dia ny toe-panahy feno fitiavana sy fahadiovana ary fahamasinana. [2.324#] |
Anagrams | 8 |
Updated on 2025/01/21 |