|
|
|
|

Entry1  fahamasinana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana
Explanations in French  4  [1.3#223] Vertu, efficacité, sainteté.
Examples  5  [2.996#] Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao;
6  [2.324#] Izao fahoriana toa mila hanimba ny fonao izao, noho ny fandaozako anao, dia toy ny ranonorana vao mainka hampamelatra ny maha-olombelona anao, dia ny toe-panahy feno fitiavana sy fahadiovana ary fahamasinana.
Root  7  masina

Anagrams  8  fahamasinana, hanamafisana

Updated on 2025/01/21