Entry | hira masina | |
Elementary words | hira ; masina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [1.1] | |
Examples | na antsa sy rary, hiramasina, fanononana tonom-bavaka iantsoana ny Zanahary sy ny razana ary ny tany masina.
[2.508] | |
Synonyms | hiram-piangonana | |
Anagrams | hira masina, misahirana |
Updated on 2023/06/14 |