Entry | 1 veloma madinidinika: masina fantimpantenana |
Elementary words | 2 veloma, madinidinika, masina, fantimpantenana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fomba fanaovam-beloman' ny mpifankatia miangolangola fiteny |
Examples |
5 Ka veloma|masina fantimpantenana tsirairay Rambolo, ary veloma|masina fantimpantenana, fa hianao dia masiaka amboa hadivory, ka lany zara tanora. [2.69] |
Updated on 2024/12/07 |