|
|
|
|

Entry1  veloma
Root  2  velona
Part of speech  3  imperative of adjective velona [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara.
Explanations in English  5  [1.2] may you live! Farewell! Adieu! Thank you
Explanations in French  6  [1.3] Adieu! Vive! Merci!
7  [1.5] adieu, vivez
Examples  8  veloma Razay, veloma e! [2.324]
9  Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady. [2.470]
10  Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka. [2.472]
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word veloma

Anagrams  17  alevom, veloma, volame

Updated on 2023/08/28