Entry | 1 Fanahy Masina |
Elementary words | 2 fanahy, masina |
Part of speech | 3 locution |
Vocabulary |
4 Holy Scriptures |
Explanations in Malagasy |
5 Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala 6 Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina [1.1] |
Explanations in English |
7 the Holy Spirit, the third person of the Trinity. [1.2] |
Updated on 2023/06/13 |