Entry | 1 Fanahy Masina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina |
Explanations in English |
4 [1.2] the Holy Spirit, the third person of the Trinity. |
Vocabulary |
5 Holy Scriptures |
Elementary words | 6 fanahy, masina |
Anagrams | 7 Fanahy Masina, hanamafisany |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |