Entry (1/4) | 1 fanahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manahy na mamelatra zavatra amin' ny toerana talaky andro mba ho maina: Tsy toy izao, retsy, no fanahy vary, ry Ketaka |
Root | 4 hahy |
Entry (2/4) | 5 fanahy |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fomba entina manahy Zavatra ao amin' ny olombelona entiny manahy ny amin' ny tenany, mampahatsiaro tena azy: Very fanahy mbola velona ohatra ny valala voatango Zavatra mampiavaka ny olona amin' ny biby: Ny fanahy no olona. Saina mieritreritra, fahendrena: Ny manam-panahy mody voky fa ny adala manesika ihany. Ilay zavatra tsy mety maty fitambaran' ny saina sy ny sitra-po ao amin' ny olombelona izay misaraka amin' ny vatana rehefa maty ny olona mba ho any amin' ny fiainana any an-koatra: Hivavaka ho an' ny fanahin' ny maty isika. Toetra: Manao fanahin-jaza. Fahasalamana: Nahakepoka ny fandrenesana an-dRakoto maty tampoka: olona tsara fanahy izao izy no niala tao an-trano. |
Explanations in English |
8 [1.2] the mind, the seat of thought, anxiety, or care; care for, thoughtful concern; tact, disposition, character, intelligence, knowledge; the soul, the immortal part of man. See nahy. 9 [1.7] the spirit, the soul; an attitude or temperament |
Explanations in French |
10 [1.8] esprit, âme; attitude ou tempérament |
Examples |
11 [1.316#] Toetra no lazaina hoe fanahy eto. 12 [2.69#] Fa misy fanahy handalana, Re lahy! 13 [1.317#] Fanandratana ny fanahy maha-olona. |
Vocabulary |
14 Philosophy |
Root | 15 ahy |
Morphology |
|
Synonyms | 18 iniana, nahy, satry |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
Proverbs | 64 Proverbs containing the word fanahy |
Article |
65 Randzavola: fanahy ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/4) | 66 fañahy |
Part of speech | 67 noun |
Explanations in Malagasy |
68 [1.78] [Bara]
fitaka |
Morphology |
|
Entry (4/4) | 71 Fanahy |
Part of speech | 72 name (biblical) [Full list] |
Examples |
73 [2.996] Velona amin'ny fanahy isika, ka aoka handeha amin'ny fanahy |
Vocabulary |
74 Holy Scriptures |
Anagrams | 75 afahin, ahafin, fahany, fahina, fanahy, faƱahy, fihana, fiha~na, hafany, hafian, hafina, hanafy, hiafan, hifana, nafahi, nafahy, nahafy, nihafa |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |