|
|
|
|

Entry1  satry
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. [1.1]
Explanations in English  4  intended; wished; to intend, to prefer [1.7]
Explanations in French  5  voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie) [1.3]
6  voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré [1.8]
Examples  7  Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  18  ratsi, ratsy, satri, satry, sitra

Updated on 2023/08/11