|
|
|
|

Entry1  fisatry
Root  2  satry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina misatry, na manao araka ny sitraky ny fo, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin'ny fombampitenenana hoe "fisatry fanahy"

Anagrams  5  fisatry, fisitra, safitry

Updated on 2023/01/05