|
|
|
|

Entry1  adim-panahy
Part of speech  2  noun
Examples  3  I Katy mitombina tsara, somary miankin-drindrina, toa voan' ny adim-panahy tsy maintsy hatrehany. [2.470]
4  Izaho no salama vatana, mazava saina, tsy manana adim-panahy na olana aman-takaitra tahaka ny rehetra. [2.4]
5  Ny fandresena azony tamin'ny adim-panahy tao Getsemane dia nanome hery Azy hiaritra tamin' ny fanginana ny zava-mangidy tao anatin' ny fìtsarana Azy. [1.38]
Morphology 
6  Simple :
Elementary words  7  ady, fanahy

Anagrams  8  adim-panahy, mpianadahy

Updated on 2023/12/09