Entry | 1 ady |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany 9 Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe 10 Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza: Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny 11 Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity [1.1] |
Explanations in English |
12 A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war. Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. etc. With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. [Jav. Avd (?); or Ar. Adava.] [1.2] 13 fighting, war [1.7] |
Explanations in French |
14 guerre [1.3#2, 1.8, 1.5] 15 combat [1.3#2, 1.8, 1.13, 1.5] 16 discussion, dispute [1.3#2, 1.5] 17 procès [1.3#2, 1.5] 18 bataille 19 Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original 20 accord des instruments ou des voix [1.3#2] 21 lutte [1.13] |
Examples |
22 maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre) [1.3] 23 mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats) [1.3] 24 nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier) [1.3] 25 manana ady izy (il est en procès) [1.3] 26 mba taiza no nahita ady hianao? [2.324] 27 maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 29 fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana, adilahy, sotasota, vaniny, kisa, gidragidra, vezovezo, sentsena, fetrivoho |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 78 Proverbs containing the word ady |
Article |
79 Randzavola: ady ao amin' ny Baiboly (=> fahirano) |
Anagrams | 80 ady, -day, day |
Updated on 2023/08/01 |