|
|
|
|

Entry1  adirima
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] fitoviam-peo isaky ny faran'andalana eo amin'ny tononkalo
Explanations in French  4  [1.13] rime
Examples  5  [2.313#] Jasmina Ratsimiseta, mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra.
Vocabulary  6  Linguistics
7  Poetry
Elementary words  8  ady, rima

Anagrams  9  adirima, ady mira, midaria

Updated on 2025/01/21