|
|
|
|

Entry1  mpiady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ireo olona roa tonta miady eny amin' ny fitsarana
Ny miaramila miady amin' ny fahavalo any an-tafika
Explanations in French  4  [1.3] Guerrier, combattant, les argumentateurs, les réclamants et les opposants
Examples  5  [2.472] Nosarahin-dry zalahy ny mpiady.
6  [2.48] ka Ramahaisahy mba, efa mpiady mahery amy ny izany, mahery izy;
Root  7  ady
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word mpiady

Updated on 2024/12/11