Entry | 1 miady |
Root | 2 ady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mifamely amin' ny basy aman-defona: Mahay miady ny tari-dRamarovokatra noho ny an-dRamarovolana Mifampitory eny amin' ny fitsarana: Miady lova ireto olona ireto Mifanditra, tsy mifanaraka: Tsy manao afa-tsy ny miady ireo zaza mifanarakaraka ireo Mikaona tsara: Miady tsara lahy ny rafitr' itỳ lalimoara itỳ |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] To fight, make war 6 [1.2] to quarrel, to contend in words or deeds. 7 [1.7] to fit closely together, to correspond exactly |
Explanations in French |
8 [1.3, 1.8] Se battre, être en guerre, faire la guerre 9 [1.3] être en procès, se disputer être joint, s'accoler, se mélanger, être comparé, confronté, se rapporter au type 10 [1.8] être bien ajusté; correspondre |
Examples |
11 Tsy maintsy miady hatramin' nyfarany aho. [2.471] 12 Fantatsika fa miady ny tany ankehitriny, hoy izy. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 17 rafitra ady, mikatroka, miady, mandrafitra ady, mifanangana, mikitrana, mifanandrina, mifanatrika, mifanao ankolafiny, mifanao ambakiloha, mifamely, mipaka, mikatroka, mikitra, mifampikatroka, mifandramatra, mifamango, mifanjinja, mifanafika, mifananika mifanora-bato, mifamely antsamotady, mifanondro basy aman-defona, mifanao mandrosoa fa masaka ny lohomby, mifanjenjina, mifamovoka, mifanakofoka, mifandrotika, mifanakotika, mifandazo, mifanorotoro, mifanotohoto, mifandripaka, mifandringana |
Compound words |
|
Titles | 48 Izaho – Atody niady amam-bato (Rahaingo Bruno) |
Proverbs | 49 Proverbs containing the word miady |
Anagrams | 50 |
Updated on 2025/01/21 |