|
|
|
|

Entry1  Kotokelimiadilaona
Elementary words  2  Koto, kely, miady, laona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Antokon-kintana efatra somary andrefana kelin' ny vahindanitra, izay mamiratra tsara manaitra ny maso
Explanations in French  5  [1.3] Les pléiades
Examples  6  Mahavona ny kofehin'ny ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy? [2.996]
7  Curiously enough, the Malagasy appear to have given names only to these two prominent clusters of stars. The Pleiades they call Kotokeli-miadi-laona"/> -- i.e. "Little boys fighting over the rice mortar"; while the three stars of Orion's belt they call Telo-no-ho-refy -- i.e. "Three make a fathom." [2.459]
8  Manao ireo kintana lehibe Izy, dia ny Bera sy ny Telonohorefy ary ny Ikotokelimiadilaona sy ireo kintana maro any atsimo, Izy no nahary ny Orsa, ny Telonohorefy, ny kotokelimiadilaona, ary ny lafin' ny lanitra atsimo. [2.996#]
Vocabulary  9  Astronomy
Other spellings  10  ikotokelimiadilaona, kotokelymiadylaona
Synonyms  11  miadilaona
Analogs  12  telonohorefy
Quotes  13  Texts mentioning Kotokelimiadilaona

Anagrams  14  Kotokelimiadilaona, kotokely miady laona

Updated on 2023/02/21