Entry |
laona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo [1.1]
|
Explanations in English | A mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)] [1.2]
|
| A mortar for pounding rice, maize, etc [1.7]
|
Explanations in French | Mortier pour piler le riz, le maïs, etc [1.8]
|
Examples |
1 | laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy.
[2.470]
|
2 | Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto.
[2.472]
|
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|