|
|
|
|

Entry1  laona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo
Explanations in English  4  [1.2] a mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)]
5  [1.7] a mortar for pounding rice, maize, etc
Explanations in French  6  [1.8] mortier pour piler le riz, le maïs, etc
Examples  7  [2.470] laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy.
8  [2.472] Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto.
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  14  Proverbs containing the word laona

Anagrams  15  alano, aloan, alona, alòna, aolan, lañoa, laona, loana, naalo, nalao, naloa, naola, olana

Updated on 2025/04/19