Entry |
kely
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany.
[1.1]
|
Explanations in English | Little, small [1.7]
|
Explanations in French | Petit, peu [1.8]
|
Examples | Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana.
[2.4]
|
Morphology |
Simple : |
kely,
keliko,
kelinao,
keliny,
kelintsika,
kelinay,
kelinareo |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Anthroponyms |
|
Hyponyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|