Entry | 1 tsikelikely |
Root | 2 kely |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan' ny marary ity fanafody ity |
Examples |
5 Tamin'izay fotoana izay tokoa vao niverina tsikelikely taminy ny ainy [2.470] 6 Nihanazava tsikelikely ny andro, dia maty koa ny afon-tseranan'i Toamasina [2.471] 7 Nangina tsikelikely ny raipitra gasy [2.472] |
Synonyms | 8 andalandalana |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |