|
|
|
|

Entry1  tsikelikely
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan' ny marary ity fanafody ity
Examples  4  [2.470] Tamin'izay fotoana izay tokoa vao niverina tsikelikely taminy ny ainy
5  [2.471] Nihanazava tsikelikely ny andro, dia maty koa ny afon-tseranan'i Toamasina
6  [2.472] Nangina tsikelikely ny raipitra gasy
Root  7  kely
Synonyms  8  andalandalana
Compound words 

Updated on 2024/12/11