Entry | 1 mitaiza kely |
Elementary words | 2 mitaiza, kely |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny vehivavy mitaiza zaza mbola minono |
Examples |
5 mitaiza kely aiza ianao, hoy ilay olona, zaza efa handeha ve ho taiza -- fito volana I Solo tamin' izay -- ! [2.472] |
Updated on 2024/12/07 |