Entry (1/2) | 1 mitaiza |
Root | 2 taiza |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io 5 Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io 6 Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. [1.1] |
Explanations in English |
7 to nurse, to bring up [1.7] |
Explanations in French |
8 nourrir, élever [1.8] |
Examples |
9 Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala? [2.324] |
Morphology |
|
Analogs | 14 mikarakara, mikajakaja, miahy, miraharaha, mikanonkanona, mamelona |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mitaiza |
Entry (2/2) | 17 mitaizà |
Root | 18 taiza |
Part of speech | 19 imperative of active verb mitaiza |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Tables and plates |
22 All the active imperatives |
Anagrams | 23 mitaiza, mitaizà, mitaiza, mitaizà |
Updated on 2023/06/13 |