Entry (1/2) | 1 miraharaha |
Root | 2 raharaha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy 5 Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo 6 Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [1.1] |
Explanations in English |
7 to consult, to deliberate, to do business. [1.2] 8 to deliberate; to do business; to occupy oneself with something [1.7] |
Explanations in French |
9 délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer [1.8] |
Examples |
10 mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word miraharaha |
Entry (2/2) | 16 miraharahà |
Root | 17 raharaha |
Part of speech | 18 imperative of active verb miraharaha [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Anagrams | 21 iraharaham, miharahara, miraharahà, miraharaha, raharahaim |
Updated on 2023/01/20 |