Entry 1/3 |
mikarakara
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano]
misaritaka
[1.78]
|
|
Entry 2/3 |
mikarakara
(karakara)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? [1.1]
|
Explanations in English | To take care of, to look after [1.7]
|
Explanations in French | Prendre soin de; se charger de [1.8]
|
Examples | Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mikarakara |
Past : |
nikarakara |
Future : |
hikarakara |
Imperative : |
mikarakarà |
|
|
Entry 3/3 |
mikarakarà
(karakara)
|
Part of speech | imperative of active verb mikarakara
|
|