Entry |
misaritaka
(saritaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely [1.1]
|
Explanations in English | To be in disorder [1.7]
|
Explanations in French | être pêle-mêle [1.8]
|
| [Tanala]
être en désordre; être ébouriffés (cheveux) [1.6]
|
Examples |
1 | Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova.
[2.472]
|
2 | Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany.
[2.895]
|
|
Morphology |
Present : |
misaritaka |
Past : |
nisaritaka |
Future : |
hisaritaka |
Imperative : |
misaritaha |
|
Proverbs |
|