Entry (1/2) | 1 saritaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fikorontanana sy fisafotofotoana, fikororoana 4 Fifaningotsingoran-tady tsy hita laniny 5 Firomborombon-kofehy na volo tsy mihogo sady tsy mirandrana 6 Ny tsaikan-dandy aorian' ny fanantsodiavana. [1.1] |
Explanations in English |
7 disorder, confusion [1.7] |
Explanations in French |
8 désordre, confusion [1.3#582, 1.8] 9 pêle-mêle, embrouillement, entortillement, enchevêtrement [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 19 saritaka |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in French |
21 Liane indétérminés d'après Dandouau. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
22 Botany |
Anagrams | 23 aratsika, asaritak, asitraka, saikatra, sarakaty, saritaka |
Updated on 2023/09/14 |