Entry | 1 saritahina |
Root | 2 saritaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Korontanina, atao ambony ambany: Nosaritahin' ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano 5 Fotofotoina tsy hita laniny: Nosaritahin' Ibalita ny kofehy 6 Roridriritina, ampijalina: Aza saritahinao toy izao izy [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 haratsinay, hasaritany, hasitranay, hatsarainy, hisatriana, hitsaranay, isaritahan, isitrahana, itsaharany, nahisatray, nisaritaha, saritahina, tsara ihany |
Updated on 2023/01/20 |