Entry | 1 ady saritaka |
Elementary words | 2 ady, saritaka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ady mikorontana, mifanjevo |
Explanations in French |
5 [1.5] combat dans la confusion |
Examples |
6 Ary rahefa velona ny ady saritaka, miditra amin' ny tsatsi-benitra ialahy. [2.472] 7 Tsy dia mahatahotra akory ny mahita izany toa ady saritaka madinika sy ady vaventy mitalakotroka izany. [2.643] |
Titles | 8 Andry – Ady Saritaka (Rapatsalahy José Paul) |
Updated on 2024/12/07 |