|
|
|
|

Entry1  misaritaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko
Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala
Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely
Explanations in English  4  [1.7] to be in disorder
Explanations in French  5  [1.8] être pêle-mêle
6  [1.6] [Tanala] être en désordre; être ébouriffés (cheveux)
Examples  7  [2.472] Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova.
8  [2.895#] Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany.
Root  9  saritaka
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word misaritaka

Anagrams  15  amaritsika, misaritaka, ramitsiaka, tsimiaraka

Updated on 2025/01/21