Entry (1/4) | 1 karakara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitandremana fanasoavana manokana atao amin' ny olona na biby na zavatra na raharaha: Ataovy tsara karakara ny fambolentsika, Rakoto |
Explanations in English |
4 [1.7] taking care of things |
Explanations in French |
5 [1.8] action d'avoir soin, de s'occuper de |
Examples |
6 Tsy ampy sakafo ary ratsy karakara rehefa marary ireny mpiasa ireny; [2.113#] 7 Ararak' ity milina iray hafa ity ao anaty tavoahangy izay vita karakara sady tsentsenany kapsily ny vavan-tavoahangy no petahany taratasy misy sary sy soratra ny vatan-tavoahangy. [2.445#] |
Derivatives |
|
Entry (2/4) | 13 karakara |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in English |
15 [1.7] an open network, as in a fence |
Explanations in French |
16 [1.8] grillage, treillis |
Entry (3/4) | 17 karakara |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] [Sihanaka]
tehina lava |
Entry (4/4) | 20 karakara |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 [1.196] (« à grandes feuilles »). Probablement la même espèce que karakarana , mais je n'ai pu encore le vérifier. La décoction des feuilles est employée comme odi-angatra, c'est-à-dire contre plusieurs maladies vénériennes. On doit prendre en même temps, aux repas, du bouillon de poulet non salé et éviter les mets épiéces. [Tanala]
|
Vocabulary |
23 Botany |
Synonyms | 24 karakaraberavina |
Anagrams | 25 |
Updated on 2025/01/28 |