|
|
|
|

Entry1  karakaraina
Root  2  karakara
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako
Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy
Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika
Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra
Explanations in English  5  [1.7] to be cared for
Explanations in French  6  [1.8] dont on a soin
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21