|
|
|
|

Entry1  voakarakara
Root  2  karakara
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3#312] qu’on a mis en treillis, dont on a eu soin, préparé, surveillé, administré
Examples  6  [2.588#] nisy tsy voakarakara ny zavatra rehetra, ary ny halatra dia foana mihitsy.
7  [2.270#71] ary, rahefa voakarakara izany rehetra izany, tongava, Ranary, hilaza ny zava-bita.
8  [2.470#36] Toy ny sampy kely mihitsy izy roalahy ireo fa raha tsy izany tsy voalanja sy tsy voakarakara tsara ny entana.
Synonyms  9  kinarakara

Anagrams  10  voakarakara, voarakaraka

Updated on 2025/01/21