|
|
|
|

Entry1  miahy
Root  2  ahy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mikarakara, mitsimbina: Ny Tompo no miahy ny kamboty
Explanations in English  5  [1.2] to be solicitous for, to be careful of, to be in an anxious state for; to maintain or support others.
6  [1.7] to take care of; to worry, to be suspicious
Explanations in French  7  [1.3, 1.8] être le soutien
8  [1.3] avoir soin
9  [1.8] s'occuper de; avoir des soucis
Examples  10  miahy tsara ny fianakaviany izy (Il a bien soin de sa famille) [1.3]
11  Tsy mahay miahy tena izy (Il ne sait pas avoir soin de lui-même) [1.3]
12  Velona avy eo ny angano sy ny arira, ny resaka amam-pitsikitsikiana ataon-dray aman-dreny amin-janany, na ataon-janany amin' izy mivady lehibe miahy sy mamelona azy. [2.470]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Proverbs  17  Proverbs containing the word miahy

Anagrams  18  aihim, imiha, miahy

Updated on 2023/01/20