|
|
|
|

Entry (1/2)1  ahy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra.
4  Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [1.1]
Explanations in English  5  Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine. [1.2]
6  Me (as object); mine [1.7]
Explanations in French  7  à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe. [1.3]
8  A moi, me [1.5]
9  Moi (objet), mien [1.8]
10  à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [Tanala] [1.6]
Explanations in Italian  11  me, a me [1.18]
Examples  12  Aiza no misy ahy? [2.5]
13  Natoky ahy i Feno. [2.472]
14  Iza no mba tia ahy? [2.471]
15  Mivavaha ho ahy koa. [2.499]
16  Asa izay fiheverany ahy. [2.4]
Morphology 
17  Simple :
Analogs  18  aho, ko
Compound words 
Tables and plates  25  All the pronouns

Entry (2/2)26  ahy
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  tahotra [1.1]
29  fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [1.13]
Explanations in English  30  solicitude, inquietude, anxiety, care, attention. [1.2]
Explanations in French  31  soin, sollicitude, soupçon [1.3, 1.5]
32  inquiétude, souci [1.3]
33  conscience [1.13]
Examples  34  Aiza no misy ahy? [2.5]
35  Natoky ahy i Feno. [2.472]
36  Iza no mba tia ahy? [2.471]
37  Mivavaha ho ahy koa. [2.499]
38  Ny ahy toaka mahery! [2.583]
39  Mba kivazivazy ny ahy. [2.895]
40  Asa izay fiheverany ahy. [2.4]
Vocabulary  41  Philosophy
42  Emotions
Derivatives 
43  Active verbs :
44  Passive verbs :
45  Relative verbs :
46  Names :
47  Adjectives :

Anagrams  48  ahi-, ahy, hay, hia, iha

Updated on 2023/08/11