Entry | 1 fiahiana |
Root | 2 ahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fikarakarana, fitandremana lehibe: Ho an' ny vehivavy, ny fiahiana ny tokantrano no tokony ho tampon-dohan-draharahany [1.1] |
Explanations in French |
5 La sollicitude, les soins [1.3#8] |
Examples |
6 Lazao azy fa ny ankabeazan'ny vehivavy rehetra dia mitovy fiahiana aminy. [2.424#] 7 Nefa na izany aza no fiahiana atao, dia mandroso mihamafy hiany ny aretina. [2.59#] 8 Ny toerana fiahiana ara-panahy sokajin' olona manokana ihany no maningana amin' izany. [4.27#] |
Anagrams | 9 afahinay, ahafinay, fiahiana, fiaihana, hafianay, hiafanay, iafahany, ifiahana, ihafiana |
Updated on 2023/04/08 |