|
|
|
|

Entry1  fanahiana
Root  2  ahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany
Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina
Explanations in English  5  [1.7] worry, anxiety
Explanations in French  6  [1.8] souci, inquiétude
Vocabulary  7  Emotions
Proverbs  8  Proverbs containing the word fanahiana

Anagrams  9  anafahany, anafihana, anahafany, fahananay, fanahanay, fanahiana, fanaihana, fañiahana, fañiahaña, fiahanana, fianahana, hafanaina, hafananay, hanafiana, hiafanana, ifahanana, nafahanay, niafahana

Updated on 2025/02/05